United States

United States

Wego

Wego dia manome tranonkala fitadiavam-pizahànana voahaja sy fampiharana finday tsara indrindra ho an'ny mpandeha mipetraka any amin'ny faritra Asia Pasifika sy Afovoany Atsinanana. Wego mampiasa teknolojia matanjaka nefa tsotra ary manafaingana ny fizotran'ny fitadiavana sy fampitahana vokatra avy amin'ny tranokalan'ny zotra an'habakabaka, hotely ary masoivoho mpikarakara fitsangatsanganana an-tserasera tsy tambo isaina.

Wego dia manolotra fampitahana mitovy ireo vokatra sy vidiny rehetra atolotry ny mpivarotra, na eo an-toerana na iraisam-pirenena. Izany dia ahafahan'ny mpandeha mitady haingana ny fifanarahana tsara indrindra sy ny toerana hanaovana famandrihana, na avy amin'ny zotra an'habakabaka, hotely mivantana na amin'ny tranonkala mpanangom-bokatra fahatelo.

Wego dia niorina tamin'ny taona 2005 ary manana foiben-toerana any Singapore miaraka amin'ny asa isam-paritra any Dubai, Bangalore ary Jakarta. Ny mpampiasa vola dia ahitana Tiger Global Management, Crescent Point Group, ary SquarePeg Capital.

Isam-bolana, Wego mandefa referansa famandrihana sidina sy hotely mitentina US$1.5B any amin'ny mpiara-miombon'antoka amin'ny fitsangatsanganana.

Hotels

bebe kokoa
mampakatra